Sivàna (volana hebreo)

Ny Sivàna dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahasivy kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe סִיוָן / Sîwān na Sivan io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana May sy Jona ka misy 30 andro.

Jereo koa hanova