Ny silisiôma dia zavatra simika voasokajy amin'ny vatovelona. Ny evany dia Si ary ny isa atômikany dia 14. Zavatra anisan'ny betsaka indrindra ny silisiôma eo aorian' ny ôksizenina. Tsy misy amin' ny toetrany malalaka izy fa orina: roanôksidana silisiôma SiO2, silisy (vovoka, koartsa, kristôbalita sns...) na silikaty hafa (feldispata, kaôlinita, sns...)

Vatovelona silisiôma

Ny teny hoe silisiôma dia avy amin' ny teny frantsay hoe silicium, izay avy amin' ny teny latina hoe silex, silicis midika "vato" na "vatoafo".

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova