Shkumbin dia ony miainga avy any Masedoana ankehitriny, manavatsava ny firenena albanezy ka manasaraka mazava ny tapany avaratra sy atsimon'i Albania.

Shkumbin
Shkumbin

Azo lazaina fa tena manan-danja eo amin'ny kolotsaina albanezy tokoa izy io, indrindra eo amin'ny fiteny satria Albania dia manana fitenim-paritra roa miavaka tsara : ny gega any avaratra, ary ny toska any atsimo.