Mponina miaina any Etazonia ny Shawnee. Ao anatin'y staty ny Ohio, ny Kentucky, sy ny Pensylvannia.

Fivelaran'ny teny Shawnee

Nisy tanana Shawnee kely tany aminy Illinois hatrany amin'i New York, tonga hatrany Georgia (Amerika) ny Shawnee.

Teny Algônkiana ny teny Shawnee ; manakaiky ny Mesquakie sy ny Kickapoo.

Chaouanon no anarana nomen'ny Frantsay azy taloha

Jereo Koa hanova