Sabàny

(tonga teto avy amin'ny Sha'bane)

Ny Sabàny dia volana faha-8 ao amin' ny tetiandro mozilmana. Amin' ny teny arabo dia atao hoe شَعبان / Shaʿbān io volana io.

Jereo koa hanova

Volana ao amin' ny tetiandro mozilmana: Moharamo (arabo: مُحَرَّم / Muḥarram), Safary (صفر / Safar), Rabialaoaly (ربيع الأوّل / Rabi' al Awal), Rabiatany (ربيع الثاني / Rabi' ath-Thani), Jomadaalaoaly (جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal), Jomadaatania (جمادى الثاني / Jumada ath-Thania), Rajabo (رجب / Rajab), Sabàny (شعبان / Sha'bane), Ramadany (رمضان / Ramadan), Saoaly (شوّال / Shawwal), Doalkidà (ذو القعدة / Dhu al Qidah), Doalhija (ذو الحجة / Dhu al-Hijja).