Senegaly Ambony sy Nizera

I Senegaly Ambony sy Nizera dia zanatany frantsay tao Afrika Andrefana Frantsay, noforonina tamin' ny 21 Ôktôbra 1904 avy amin' i Senegambia sy Nizera. Atao hoe Haut Sénégal et Niger izy amin' ny teny frantsay.

Sainan' i Frantsa

Tamin' ny namoronana azy, ny "zantanin' i Senegaly Ambony sy Nizera" dia nahitana ny fizaram-paritr' i Senegaly Ambony, i Nizera Afovoany ary ny fizaram-paritra miaramilan' i Nizera. i Bamako no renivohiny.