Avy amin'i Wikimedia Commons io rakitra io ary mety ampiasain'ny tetikasa hafa.
Aseho eo ambany ny famisavisana ilay rakitra.
Ambangovangony
VisavisaSary maneho ny Mpanjaka Andrianampoinimerina, antsoina koa hoe Ilahifotsy na Imboasalama.JPG
English: Ny mpanjaka Andrianampinimerina dia zanak'Andriamiharamanjaka izay mpanjakan'Anjozorobe tamin'ny Ranavalonandriambelomasina zanaky ny Mpanjaka Andriambelomasina mpanjakan'Ambohimanga. Tao Ambohidrabiby i Rasendrasoa vadiben'Andrianampoinimerina no namponeniny. Rasendrasoa izay taranak'Andriamanitrirazaka avy ao Ambohitsoa amin'ny taranak'Andriampolofantsy. Voalazan'ny lovantsofina fa fotsy fihodirana i Andrianampoinimerina koa nantsoina hoe " Ilahifotsy " koa izy ary avy amin'ny Alahamaditany satria ny rainy dia avy ao amin'ny fanjakan'Anjozorobe izay avaratra antsinanan'Ambohimanga misy ny reniny.
Mirakitra fampahalalana fanampiny, izay inoana ho napetraky ny fakan-tsary na scanner nampiasaina nanaovana ny numérisation-ny ity rakitra ity. Raha kitihina na ovana izy ity dia mety tsy hifanitsy amin'ny sary voaova ireo antsipirihany sasany ireo.