Sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana

(tonga teto avy amin'ny Sakramentan'ny fivalozana)

Ny sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana ao amin' ny Fiangonana katôlika sy ao amin' ny Fiangonana ôrtôdôksa dia iray amin' ireo sakramenta fito. Ny tanjon' io sakramenta io dia ny famelàn' Andriamanitra ny fahotan' ny olona manao fivalozana. Atao hoe sakramentan' ny kônfesy na sakrametan' ny famelan-keloka na sakramentan' ny fampihavanana na sakramentan' ny fivalozana koa ity sakramenta ity.

Ny Sakramentan' ny fivalozana, Pietro Antonio Novelli, 1779.

Jereo koa hanova

Ny sakramenta ao amin' ny fiangoana katôlika: