I Sakay dia onin' i Madagasikara mivarina miankandrefana avy ao amin' ny faritra afovoan' ny Nosy. Ilay tanàna miorina eo amorony atao hoe Bebetville (izay antsoina hoe Ankadinondry Sakay ankehitriny) dia tanàna noforonin' ireo olona avy any La Réunion mpifindra monina teo anelanelan'ny taona 1952 sy 1977.

Sakay
Sakay

Jereo koa hanova