Sahalava
Ny sahalava, amin' ny ekôlôjia dia tontolo malalaka, anjakan' ny ahitra indrindra, ka ao:
- ny sahalava sy hivoka ary tany anirian-kazo amin' ny toetany antonony (ao ny sahalavam-boninkazo; ny sahalava mando; ny sahalava maharitra);
- ny sahalava sy fatrana voatondra-drano;
- ny sahalava sy fatrana ary tanin-kirihitra trôpikaly;
- ny sahalava sy kirihitra an-tendrombohitra;
- ary ny sahalavan' i Amerika Avaratra.