Ny sôkôla dia fanomanana masomboly kakao natsatsika sy nototoina izay natao tamin'ny endrika ranoka, paty na amin'ny sakana iray, izay azo ampiasaina ho fofona manitra amin'ny sakafo hafa koa.