Rosina Randafiarison

Rosina Randafiarison, teraka tamin'ny 29 Desambra 1999, dia mpibata mavesatra no hisolo tena an’i  Madagasikara amin’ny lalao olympika 2024.

Discipline: Mandray anjara amin’ny sokajy latsaky ny 49kg izy.[1]