Repoblika Sôvietika Okrainiana

Ny Repoblika Sôvietika Okrainiana dia repoblika sôvietika noforonin' ny Bôlsevika okrainiana taorian' ny nanambaràn' ny Kôngresy Faharoan' ny Sôvietin' i Okraina Manontolo ny fahaleovantenan' i Okraina Sôvietika tamin' ny Marsa 1918 ary nampitambatra ny Repoblika Entim-Bahoaka Sôvietika Okrainiana sy ny Repoblika Sôvietikan' i Odessa ary ny Repoblika Sôvietikan' i Donetsk–Krivoy Rog ho fanjakana iray.

Sainan' ny Repoblika Sôvietika Okrainiana (sainan' ny sôsialisma)

Jereo koa

hanova