Kôntra-Refôrma

(tonga teto avy amin'ny Refôrma katôlika)

Ny Kôntra-Refôrma dia hetsika nentin' ny Eglizy Katôlika namaly ny Refôrmasiona prôtestanta tamin' ny taonjato faha-16. Ny Kôntra-Refôrma dia niseho tao anatin' ny hetahetam-panitsiana sy fanavaozana ara-pivavahana nahazo ny Andrefan' izao tontolo izao kristiana, izay nanomboka tamin' ny taonjato faha-15. Namaly amin' ny ampahany ireo tanjon' ny Eglizy Katôlika izay mikendry ny hametra ny fielezan' ny prôtestantisma izany hetsika izany. Izany dia nahafahan' ny Eglilzy Katôlika nahazo fiasana ara-panahy sy ara-pitaovana mba hanombohana ny famerenana indray amin' ny ampahany ireo faritra azon' ny Fiangonana Prôtestanta, sady hanombohan' ny fihavaozana ara-pivavahana indray.

Fivoriana nandritra ny kônsily tao Tridentio (na Trenta)

Jereo koa hanova