Ranobe (fitrandrahana)

Ny toeram-pitrandrahana Ranobe dia anisan' ny fitrandrahana titanina lehibe indrindra eto Madagasikara. Any amin' ny Faritra Melaky no misy azy io. Ity toerana ity dia manana tahirin' akora mitentina 959 tapitrisa taonina ka ny 5,8 % amin' izany no titanina.

Jereo koa

hanova