Randriamihaja Joseph-Berlioz

Randriamihaja Joseph-Berlioz (teraka tamin'ny 30 Novambra 1975) dia atleta malagasy misongadina amin'ny taranja 100 metatra misy fefy.

Tantarany hanova

Zava-bitany hanova

Voalohany tamin'ny tompondakan'i Afrika taona 2000 tany Alger, faharoa tamin'io fifaninanana io tamin'ny taona 2006 sy 2010. Voalohany tamin'ny Lalao afrikana taona 2003 tao Abuja, ary faharoa tamin'io fifaninanana io ihany tamin'ny taona 1999 sy 2007. Efa in-telo nandray anjara tamin'ny Lalao Olimpika: 2000, 2004, ary 2008.

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.