Rakotonirina Parfait

Rakotonirina Parfait dia mpanao fanatanjahatena malagasy, miangaly ny haiady boxe française savate. Voahosotra ho tompondaka eran-tany tamin'io taranja io ho an'ny sokajy 57 kg izy tamin'ny taona 1997 sy 1999.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.