I Rah-Ckiky izay RAZAFIMAMY July Christian no tena anarany dia mpanakanto malagasy.

Nilatsaka ho fidiana solombavambahoaka tao Vohipeno Rah-Ckiky tamin'ny taona 2013, ka nitondra ny anaran'ny antoko Malagasy Malaigny Raha Ratsiratsy.

Raki-kira hanova

«Un milliard»