Ptôlemaiôsy III

(tonga teto avy amin'ny Ptolemaiosy III)

I Ptôlemaiôsy III, izay atao hoe Ptôlemaiôsy III Evergetesy I dia mpanjakan' i Egipta sy faraona tamin' ny taona 246 tal. J.K hatramin' ny taona 222 tAl. J.K, avy amin' ny dinastia lagida, zanak' i Ptôlemaiôsy II Filadelfôsy izay nodimbiasiny. I Arisnôe I no reniny. Tsy fantatra ny taona nahaterahany (eo anelanelan' ny taona 285 sy 275 tal. J.K., misy ny manolotra ny taona 284 na 282 tal. J.K.). Maty tamin' ny taona 222 tal. J.K. izy. Tamin' ny nanjakany no nahatraran' i Egipta notapahin' ny Lagida ny fara tampon' ny tanjany sy ny fandrosoany. I Ptôlemaiôsy IV no nandimby azy.

Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy III

Jereo koa hanova