Ny Pterôdaktila (Pterodactylus, avy amin'ny teny grika hoe pterodáktylos (πτεροδάκτυλος) midika hoe "rantsantanana misy elatra") dia karazana biby mandady efa lany tamingana. Heverina fa tsy misy afa-tsy karazany iray izy io, dia ny Pterodactylus antiquus, izay biby mandady voalohany nomena anarana sy fantatra ho biby mandady manidina.

Pterôdaktila

Jereo koa hanova