Ny psilantropisma dia fampianarana izay mandà ny fiteraham-birijiny an'i Jesoa Kristy sy ny maha Andriamanitra azy. Ny Ebionita (tonjato faha-4 taor. J.K.) izay nitandrina ny Lalàna jiosy, dia nandà ny fiteraham-birijiny an'i Jesosy sady nihevitra azy ho mpaminany fotsiny.

Nandritra ny taonjato faha-19 dia izany no anarana niantsoana io firehana io, teny azo avy amin'ny fanakambanana ny teny grika hoe ψιλός / psilós (izay midika hoe "mitanjaka", "tsotra") sy hoe ἄνθρωπος / ánthrōpos (midika hoe "olombelona").

Jereo koa hanova