Ny poritanisma dia firehana ara-panahy protesnanta, tamin' ny taonjato faha-16 sy faha-17, teo amin' ny Fiangonana anglikana, izay nanohitra ny fanavaozana na fantsiana nataon' i Elzabeta I, ka niezaka ny "hanadio" ny Fiangonan' i Angletera amin' ny fanaon' ny Katôlika nanomboka tamin' ny taona 1559 sy tao New England nanomboka tamin' ny taona 1930, ary nikatsaka marimaritra iraisana eo anelanelan' ny katôlisisma sy ny hevitr' ireo mpanavao fiangonana prôtestanta.

Ilay Poritàna, sary vongana nataon' i Augustus Saint-Gaudens.

Jereo koa hanova