Philip Mountbatten

I Philip Mountbatten, teraka tamin'ny 10 Jiona 1921 tany Gresy, ary maty ny 9 aprily 2021 tany Fanjakana Mitambatra, dia vadin'i Elizabeth II, Mpanjakavavin'ny Fanjakana Mitambatra ary amin'ireo faritra hafa ao amin'ny Commonwealth of Nations.