Pearl S. Buck
Ankapobeny
Anarana Pearl S. Buck
Teraka 26 Jiona 1892
Maty 6 Martsa 1973
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Pearl S. Buck dia mpanoratra, mpanoratra tantara lava, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 26 Jiona 1892 ary maty ny 6 Martsa 1973. Loka Nobel ao 1938.

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia John Lossing Buck.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.