Boky fahefatr'i Baroka

(tonga teto avy amin'ny Paralipomenan'i Jeremia)

Ny Boky fahefatr'i Baroka dia boky pseodepigrafa na apokrifan'ny Testamenta Taloha. Paralipomenan'i Jeremia koa no inatsoana azy amin'ny sora-tanam-piraketana tranainy maro amin'ny teny grika. Io andalan-teny grika io dia midika hoe: "zavatra navela ivelan'ny (bokin'i) Jeremia". Hita ao amin'ny Baiboly ortodoksa etiopiana io boky io.

Jereo koa:Hanova