Pandemia gripa A(H1N1)
Ny gripa A (H1N1) ny 2009 dia aretin-aina mora mifindra entin'ny otrikaretina gripa A amin'ny karazana H1N1 ao amin'ny zana-karazana A AH1N1 an'ny gripa tsotra. Niseho tamin'ny 2009 io virus io ary mifindra amin'ny olombelona. Ny epidemia gripaly vokatr'io fiovana io dia efa manerana ny tany tamin'ny volana nanaraka ary lazain'ny OMS fa pandemia izy io tamin'ny Jiona 2009. Io otrikaretina gripa io dia manana ny fototarazon'ny kisoa, ny vorona ary ny olombelona dia virus
Ny otrikaretin'ny gripa dia aparitaky ny koaka, ny evina, sy ny piti-drora anatin'ny roa metatra (arakaraky ny fampidiran-drivotra), na rehefa mikitika voho misy ilay otrikaretina (velona mandritry ny 8-48 ora izy amin'ny rivotra tsotra arakaraky ny voho isiany). Ny marika fanombohan'ny aretina dia mety maharitra herinandro iray manontolo, ary mitovy amin'ny gripa tsotra ny fisehon'ilay gripa : mafana hoditra, marary tenda, mikoaka, marary an-doha, krampy. Amin'ny ankapobeny, atao ara-pamantarana ny fitsabona azy, ny fanafody hoanina dia parecetamol ho an'ny famantarana gripaly. Ho an'ny tranga sarotsarotiny, ampiasaina ny antiviraly, ny inhibiteur an'ny neuraminidase toy ny oseltamivir na ny zanamivir. Efa misy ny vakisiny, ary vakisiny no torohevitra omen'ny mpampitandrina.
Amin'ny lafin' izao tontolo izao, kely ny maty (6000 no maty tamin'ny tapan'ny Novambra ary 2 à 3 ‰ ny marary manana tranga sarotsarotiny, mitovitovy amin'ny gripa tsotra ihany : amin'ny ankabeazan'ny tranga, kely sady mora sitranina ny famantarana ary sitrana haingana sady tanteraka ny marary, n mahasamihafa ny gripan-kisoa amin'ny gripa tsotra dia mora matin'ny gripan-kisoa kokoa ny bevohoka sy ny olo-matavy.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanovaMiteny frantsay
hanova- ((fr)) http://www.pandemie-grippale.gouv.fr/ Archived Mey 9, 2009 at the Wayback Machine
- ((fr)) http://www.pandemiequebec.gouv.qc.ca/ Archived Desambra 24, 2009 at the Wayback Machine
- ((fr)) http://www.who.int/csr/disease/swineflu/fr/index.html Archived Desambra 26, 2009 at the Wayback Machine
- ((fr)) http://www.lemonde.fr/societe/visuel/2009/11/16/100-questions-sur-la-grippe-a_1266929_3224.html
- ((fr)) http://www.invs.sante.fr/ Archived Septambra 28, 2015 at the Wayback Machine
- ((en)) http://www.cdc.gov/swineflu/general_info.htm
http://www2a.cdc.gov/podcasts/player.asp?f=11226 Archived Aprily 28, 2009 at the Wayback Machine
- ((en)) http://ecdc.europa.eu/ Archived Oktobra 31, 2013 at the Wayback Machine
- ((en)) http://flutracker.rhizalabs.com/ Archived Martsa 6, 2012 at the Wayback Machine
- ((en)) http://content.nejm.org/content/vol361/issue3/images/large/01f1.jpeg Archived Martsa 7, 2010 at the Wayback Machine