Paederia dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rubiaceae. Mamoaka fofona mahery mivoaka rehefa potehina na mangana ny raviny na ny tahony.

Paederia foetida

Eto Madagasikara dia fantatra amin' ny anarana hoe laingo na lengo ireo zavamaniry ireo (Paederia argentea: kotrokantsina, laingomaimbo, laingomantsina, laingovahira, tamboro, tamboromaimbo, tamboromantsina, tamborona, zamboromantsina; Paederia bojeriana: laingo, laingobe, laingomaimbo, laingomantsina, lengo, taimboro, tamboro, tamborona, zamboromantsina; Paederia farinosa: vahimantsy, zamala; Paederia grevei: laingovahira, lengo, lengomaimbo, lengomantsina)

Karazana;

  • Paederia brasiliensis (Hook.f.) Puff (South America)
  • Paederia bojeriana
  • Paederia cruddasiana Prain – Sewervine (Asia)
  • Paederia farinosa
  • Paederia foetida L. (syn. Paederia scandens) – Skunkvine (Asia)
  • Paederia lanata
  • Paederia lanuginosa
  • Paederia linearis Hook.f.
  • Paederia majungensis
  • Paederia mandrarensis
  • Paederia pilifera
  • Paederia pospischilii
  • Paederia sambiranensis
  • Paederia taolagnarensis
  • Paederia thouarsiana