Ny osy (sinoa: 羊 ;pinyin: yáng, adika koa indraindray hoe Ondry) no fahavalo amin'ny tsingerin'ny biby 12 taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.