Bibilava (antokon-kintana)

(tonga teto avy amin'ny Ophiuchus)

Ny Bibilava dia antokon-kintan'ny zôdiaka andalovan'ny masoandro amin'ny 29 Novambra hatramin'ny 18 Desambra. Ny antokon-kintan'ny Maingoka no eo andrefany fa ny an'ny Mpitifitra Tsipìka kosa no eo antsinanany. Tsy misy ny evan'ny zodiaka mitovy anarana aminy.

Antokon-kintan'ny Bibilava

Atao hoe Ophiucus io antokon-kintana io amin'ny teny latina sy teny anglisy. Amin'ny teny frantsay izy dia atao hoe Ophiucus ihany koa na Serpentaire. Amin'ny teny grika dia atao hoe Οφιούχος / Ophioukhos izy. Ny teny hoe Bibilava dia fandikana ireo teny vahiny ireo amin'ny teny malagasy. Amin'ny teny maley dia atao hoe Peregang Ular na Pembawa Ular io antokon-kintana io fa amin'ny teny soahily kosa dia atao hoe Hawaa izy.

Antokon-kintan'ny Bibilava

Jereo koa hanova

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: