Oniversiten' i Toliara
Oniversite Toliara | ||
Teny filamatra | "Toliara tsy miroro (Toliara ne dort jamais)" | |
Niorina | 1971
| |
Firenena | Madagasikara
| |
Filoha | Dinat Alphonse
| |
Ny Oniversite Toliara dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toliara renivohitra faritra Atsimo-Andrefan'i Madagasikara no misy azy ary ny Profesôra Dina Alphonse no filoha ankehitriny.
Tantara
hanovaNy niorenany
hanovaNiorina tamin'ny taona 1977, ary ivom-paritra oniversite Toliara na (CUR) no niantsoina azy tamin'izany, fa nanomboka tamin'ny taona 1989 dia nahaleo tena tanteraka ny Oniversite Toliara.
Ireo filoha nitondra
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Lamina anaty
hanovaSampam-pianarana
hanova
- Faculté des Lettres et Sciences Humaines
- Faculté des Sciences
- École Normale Supérieure de Philosophie
- Institut Supérieur de la Technologie (IST)
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Rohy ivelany
hanova- ((fr))Trano kala