I Onive dia reniranon' i Madagasikara ao atsinanana izay mipoira avy any amin' ny tangorom-bohitr' Ankaratra. Izy no renirano lehibe indrindra manompo an' i Mangoro. Misy riam-be manana haavo 30 m ity renirano ity ao atsimo andrefan' i Tsinjoarivo (distrikan' Ambatolampy).

Onive & Mangoro

Jereo koa hanova