Ny Olmeka no sivilizasiona Mesoamerikana lehibe indrindra fantatra. Taorian'ny fivoarana miandalana, dia nobodoin'izy ireo ny lemaka tropikaly any amin'ny fanjakana Meksikana ankehitriny Veracruz sy Tabasco. Niroborobo ny olmeka nandritra ny vanim-potoanan'ny famoronana Mesôamerika, nanomboka tamin'ny 1500 TK ka hatramin'ny 400 TK teo ho eo.

Loha olmeka