Ojiboey

(tonga teto avy amin'ny Ojibway)

Ny Ojiboey (na Anishinaabe) dia ilay vondrom-poko ngeza indrindra any Amerika Avaratra ; miaraka aminy safiotra, izy fahatelo rehefa miresaka an' ilay vondrona ngeza indrindra any Etazonia ; ao arian' i Cherokee sy ny Navajo ; mitovy ny fivelaran' ny mponina ny Ojiboey any Etazonia sy any Kanada.

Miaina any avaratra ny Lac Supérieur ny Ojiboey, any Sault-Sainte-Marie.


Fiavina ny teny Ôjiboey hanova

Avy any aminy Algônkiana ny teny hoe Ôbjiboe

 

Fiavinan' ilay anara-mponina ho Ôjiboey hanova

Jereo koa hanova

Rohy hanova