Odéam Rakoto (1922-1973) dia mpihira, mpanao hatsikana, mpanoratra, ary mpilalao tantara an-tsehatra malagasy. Anisan'ny ahafantarana azy ny hira hoe "Rankizy Malagasy o!", ny tantara an-tsehatra "Dokotera tsy fidiny"

Tantara hanova

RAKOTOVAO no tena anarany, teraka tamin'ny 22 Aprily 1922 tao Ambohitahara Ambohidratrimo, faritra Analamanga ankehitriny.

Asa soratra sy lalao an-tsehatra hanova

Fikambanana nisy azy hanova

Loharano hanova