Ny Tilikambo Fiambenana

Ny gazetiboky Ny Tilikambo Fiambenana dia gazetiboky niforona tamin'nytaona 1879, izay isan'ireo gazetiboky mivoaka isam-bolana zarain'ny Vavolombelon'i Jehovah. Io gazetiboky io no fitaovana lehibe indrindra amin'ny fampianaran'io fikambanana io. Ny fikambanana Watchtower ("Tilikambo fiambenana") no mamokatra sy mampiely azy. Atao hoe The Watchtower izy amin'ny teny anglisy. Azo ampiasaina amin'ny fiteny miisa 414 io gezetiboky io, ka misy ny amin'ny taratasy ary misy ny amin'ny elektrônika, misy ny azo henoina, misy ny amin'ny fitenin'eva, ny amin'ny soratry ny moana marenina.

Zion's Watch Tower and Herald of Christ's Presence, 1 Oktobra 1907, lahatsoratra nivoaka tao amin'ny Tilikambo Fiambenana.