Nikolai Trubetzkoy

I Nikolai Sergeyevich Trubetzkoy (amin' ny teny rosiana: Николай Сергеевич Трубецкой), teraka Aprily 4 (16), 1890 tany Môskoa ary maty tamin' ny 25 Jiona 1938 tany Vienne, dia mpahay teny trera-tany rosiana. Mpikambana ao amin'ny Sekolin' i Prague izy, namorona ny haiendriteny niaraka tamin' i Roman Jakobson sy i Serge Karcevski.

Nikolai Trubetzkoy