Netscape Communications

  

Netscape Communications (taloha : Netscape Communications Corporation sy Mosaic Communications Corporation tamin'ny fanombohany, tenenina hoe Netscape) dia orinasa manao informatika amerikana anisan'ny nampandroso ny World Wide Web amin'ny alalan'ny rindrankajy Web Netscape Navigator.

Ny logo ampiasain'i Netscape

Ny rindrankajy Netscape no nampiasain'ny 90 isan-jaton'ny mpitsidika ny tranonkala teo alohan'ny ady ny navigateur, azon'ny Internet Explorer. Tamin'ny volana 2006, nihanidina ny isan'ny mpampiasa ny rindrankajy Netscape.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.