Ny nanôteknôlôjia dia ampahany amin'ny siansa sy ny teknolojia momba ny fanaraha-maso ny voanjavatra manana ny haben'ny atoma sy ny molekiola - izany dia midika zavatratokony ho 100 nanometers na latsak'izany.

Ny nanoteknolojia dia ahitana ny fanaovana vokatra izay mampiasa faritra kely sahala izany ny nanoteknolojia, toy ny fitaovana elektronika, katalista, ary mpitsapa, sns. Ny Nanoteknolojia dia faritana ho toy ny fianarana ny rafitra manana habe eo amin'ny 1 hatramin'ny 100 nanometatra.

Jereo koa hanova