Mpiandry Ondrin' i Hermasy

Ny Mpiandry Ondrin' i Hermasy dia asa soratra kristiana amin' ny teny grika izay voasoratra tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-2. Tamin' ny voalohany dia noheverina ho kanônika ity boky ity, indrindra amin' i Ireneo avy any Logodanoma (Lyon) na i Klemento avy any Aleksandria. Tamin' ny farany dia nesorina tsy ho isan' ny boky kanônikan' ny Testamenta Vaovao izy.