Ny mpahay fizika dia manam-pahaizana mandinika momba ny taranja fizika, izany hoe ilay siansa mikaroka ireo singa fototra ao amin'ny tontolo tsapa sy ny hery mampifandray azy ireo.

Arsimeda - dia heverina ho iray amin'ireo mpahay fizika manan-danja indrindra tamin'ny andro fahiny
Isaac Newton-1689