Mohamed Ali Soilihi

I Mohamed Ali Soilihi dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana kômôriana. Teraka tany Mahajanga aty Madagasikara izy tamin' ny taona 1950 tany ho any. Filoha lefitry ny Firaisan' i Kômôro niaraka tamin' i Ikililou Dhoinine nanomboka tamin' ny volana Mey 2011 izy, kandidà tamin' ny fifidianana filoham-pirenena tamin' ny taona 2016. Antsoina hoe "Mamadou" ihany koa izy.

Jereo koa hanova