Mnet dia fantsona mozika koreana tatsimo an'ny CJ ENM. Natomboka tamin'ny 1993. Ny foibeny dia ao amin'ny CJ E&M Center Studio any Sangam-dong, Mapo-gu, Seoul.