Michael Moore
Ankapobeny
Anarana Michael Moore
Teraka 23 Aprily 1954
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Michael Moore dia talen-koronantsary, mpanao asa soratra, mpilalao, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 23 Aprily 1954 tao Flint, Michigan

Michael Moore (2004)

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.