Fitodika mpanao

(tonga teto avy amin'ny Matoantenin'ny mpanao)

Ny fitodika mpanao ao amin' ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny mivany telo fara-fahakeliny (matoanteny sy fameno ary lazaina) ka misy tovona mi-, man-, maha-, sns ny matoanteny, ary mitana anjara asa mpanao ny lazaina.

Jereo koa hanova