Fitodika atao

(tonga teto avy amin'ny Matoantenin'ny atao)

Ny fitodika ata ao amin' ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny ahitana vaniny roa fara-fahakeliny (matoanteny sy lazaina) ka ny matoanteny dia misy tovona a- ary ny lazaina dia mitana anjara asa atao.

Jereo koa hanova