I Marien Ngouabi dia manamboninahitra miaramila sady mpitondra fanjakana tao amin' ny Repoblikan' i Kôngô, teraka tamin' ny 31 Desambra 1938 tao Ombele ary maty tamin' ny 18 Marsa 1977 tao Brazzaville. Filoham-prenen' ny Repoblikan' i Kôngô izy (nanomboka tamin' ny Repoblika entim-bahoakan' i Kôngô) tamin' ny 31 Desambra 1968 hatramin' ny 1977 nahafatesany.

Marien Ngouabi

Jereo koa hanova