Zebolôna

(tonga teto avy amin'ny Zebolona)

I Zebolôna na Zabolôna (hebreo: זְבֻלוּן‬ na זְבוּלֻן‬ na זְבוּלוּן‬ / Zeḇulun na Zevulun) dia zanak' i Jakoba fahenina, zanany farany tamin' i Lea araka ny Baiboly.

Jereo koa: hanova