Ny voankazo dia ny atodinaina masaka miaraka amin' ny voniny eo amin' ny voninkazo.

Voankazo

Voanana sy ny voankazo hanova

Betsaka ny voankazo sokajiana ho voanana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao, ny voatavo, ny voatabia, ny sakay, ny baranjely. Ny robarba koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karaoty koa dia sokajiana ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany.

Voankazo tsy misy voniny hanova

Ny voankazo tsy misy voniny dia tian' ny olona ary mora lafo. Ohatra ny akondro, mananasy, voaloboka, sns.

Fahalehibiazan'ny voankazo hanova

Rohy ivelany hanova

Miteny anglisy hanova