Virijiny (antokon-kintana)

Ny Virjiny dia antokon-kintan'ny zôdiaka andalovan' ny masoandro amin' ny 16 Septambra hatramin' ny 30 Oktobra. Ny antokon-kintan' ny Liona no eo andrefany fa ny an' ny Mizana kosa no eo antsinanany.

Antokon-kintan'ny Virijiny
Antokon-kintan'ny Virijiny

Avy amin' ny teny arabo dia atao hoe السنبلة / As-Sumbul ("virjina") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy Asombola. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny teny latina sy anglisy hoe Virgo sy amin'ny teny frantsay hoe Vierge. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Παρθένος / Parthenos. Amin' ny teny maley dia atao hoe Sunbulat na Sumbulat na Perawan ihany koa izy.

Ny evan' ny zôdiaka Virijiny, mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin' ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan' ny masoandro amin' ny 23 Aogositra hatramin' ny 22 Septambra.

Jereo koa hanova

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: