Venosy an'i Willendorf

Ny Venosy an'i Willendorf dia sarivongana mirefy 11,1 santimetatra (4,4 in) izay tombanana ho vita tamin'ny 25,000-30,000 taona lasa izay. Hitan’ny mpiasa iray atao hoe Johann Veran na Josef Szombathy izy io tamin’ny 7 Aogositra 1908, tao amin’ny toerana paleolitika iray tany akaikin’i Willendorf, tanàna iray any Aotrisy.

Venosy an'i Willendorf